Isaiah 41:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nanambara izany hatramin’ny voalohany, mba ho fantatray dieny mialoha ka hataonay hoe: Marina izany! Tsy nisy nanambara; eny, tsy nisy nilaza ary tsy nisy nandre ny teninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nampahalala azy hatramin’ny voalohany mba hahafantaranay izany, sy teo aloha ela, mba hilazanay hoe: «Marina izany?» Tsia: tsy nisy olona nilaza azy! Tsia, tsy nisy olona nampandre azy! Tsia, tsy nisy olona nandre ny teninareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza àry no nanambara izany hatrany am-piandohana mba hoekenay fa mitombina? Ary iza no nanambara izany mialoha hilazanay hoe: «Marina ny azy»? Tsy nisy nanambara izany ianareo, tsy nisy nandrenesam-peo akory; tsy nisy mihitsy nandre ny teninareo.
Malagasy Bible 1865
Iza no nitory izany hatramin'ny voalohany, mba ho fantatray? Ary hatry ny fony taloha, mba hataonay hoe: Marina? Tsy nisy nanambara, eny, tsy nisy nitory; Ary tsy nisy nandre ny teninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nanambara izany hatramin’ny voalohany, mba ho fantatray dieny mialoha ka hataonay hoe: Marina izany! Tsy nisy nanambara; eny, tsy nisy nilaza ary tsy nisy nandre ny teninareo.
malagasy
Iza no nitory izany hatramin'ny voalohany, mba ho fantatray? Ary hatry ny fony taloha, mba hataonay hoe: Marina? Tsy nisy nanambara, eny, tsy nisy nitory; Ary tsy nisy nandre ny teninareo.