Isaiah 41:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no voalohany izay milaza amin’i Ziona hoe: Indreo izy! Manome mpitondra teny soa mahafaly ho an’i Jerosalema Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no voalohany nilaza tamin’i Siôna hoe: «Indro! indreo izy.» ary mandefa mpitondra teny soa mahafaly hoe an’i Jerosalema Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho no voalohany nilaza izany tamin’i Tsiôna ka naniraka mpitondra vaovao mahafaly ho an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Izaho no voalohany Izay milaza amin'i Ziona hoe: Indreo, indreo izy, sady manome mpitondra teny soa mahafaly ho an'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no voalohany izay milaza amin’i Ziona* hoe: Indreo izy! Manome mpitondra teny soa mahafaly ho an’i Jerosalema Aho.
malagasy
Izaho no voalohany Izay milaza amin'i Ziona hoe: Indreo, indreo izy, sady manome mpitondra teny soa mahafaly ho an'i Jerosalema.