Isaiah 41:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manenjika ireo izy ka mihoatra azy soa amantsara any amin’izay lalana tsy mbola nodiavin’ny tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enjehiny ireo, ka mizotra soa aman-tsara Izy; eo amin’ny lalana mbola tsy nodiavin’ny tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanenjika ireny izy, ka tsy nandia tany akory no namakivaky soamantsara ny laharany.
Malagasy Bible 1865
Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara any amin'izay lalana tsy mbola nodiavin'ny tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manenjika ireo izy ka mihoatra azy soa amantsara any amin’izay lalana tsy mbola nodiavin’ny tongony.
malagasy
Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara any amin'izay lalana tsy mbola nodiavin'ny tongony.