Isaiah 41:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no nanao sy nahavita izany? Ilay miantso ny taranaka maro hatramin’ny taloha. Izaho TOMPO no voalohany, ary hatramin’ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nanao izany? Iza no nahefa izany? Ilay niantso ny taranaka hatramin’ny voalohany, Izaho Iaveh, Izay voalohany, sady ho eo amin’ny farany koa!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy izaho ve no nanao sy nahatanteraka izany sady niantso ny taranaka hatrany am-piandohana? Izaho no TOMPO teo am-piandohana ary Izaho ihany no ho Izy any am-piafarana.
Malagasy Bible 1865
Iza moa no nanao sy nahavita izany, sady miantso ny taranaka maro hatramin'ny taloha? Izaho Jehovah no voalohany, ary hatramin'ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no nanao sy nahavita izany? Ilay miantso ny taranaka maro hatramin’ny taloha. Izaho TOMPO no voalohany, ary hatramin’ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.
malagasy
Iza moa no nanao sy nahavita izany, sady miantso ny taranaka maro hatramin'ny taloha? Izaho Jehovah no voalohany, ary hatramin'ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.