Isaiah 41:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita ny nosy ka raiki-tahotra. Toran-kovitra ny vazan-tany. Dia nanatona izy ireo ka tonga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita izany ireo nosy, ka raiki-tahotra; mangovitra ny vazantany; manatona izy ireo ka tonga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita izany ka raiki-tahotra ny mponina any amin’ny nosy lavitra; manatona amin-kovitra sy tonga koa ny avy any am-paran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ny nosy nahita ka raiki-tahotra; Toran-kovitra ny vazan-tany dia nanatona izy ka tonga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita ny nosy ka raiki-tahotra. Toran-kovitra ny vazan-tany. Dia nanatona izy ireo ka tonga.
malagasy
Ny nosy nahita ka raiki-tahotra; Toran-kovitra ny vazan-tany dia nanatona izy ka tonga.