Isaiah 41:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy manampy ny namany avy izy rehetra, ary samy milaza amin’ny rahalahiny avy hoe: Mahereza!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy manampy ny namany avy izy, ary mifampilaza hoe: «Matokia!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy lehilahy mifanampy amin’ny asa ka mifampiteny hoe: «Mahereza!»
Malagasy Bible 1865
Samy nanampy ny namany avy izy rehetra, ary samy nilaza tamin'ny rahalahiny avy hoe: Matokia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy manampy ny namany avy izy rehetra, ary samy milaza amin’ny rahalahiny avy hoe: Mahereza!
malagasy
Samy nanampy ny namany avy izy rehetra, ary samy nilaza tamin'ny rahalahiny avy hoe: Matokia.