Isaiah 42:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samia mihira fihiram-baovao ho an’NY TOMPO, dia ny fiderana Azy avy any amin’ny faran’ny tany, ianareo izay midina any amin’ny ranomasina sy ny ao aminy rehetra, dia ianareo nosy sy ny mponina ao aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh; sy fiderana Azy, hatramin’ny faran’ny tany, ianareo miantsambo amin’ny ranomasina sy monina ao aminy, ianareo, nosy, mbamin’ireo mponina aminareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà hira vaovao ho an’ny TOMPO; miderà Azy avy any am-paran’ny tany ianareo mpivezivezy eny an-dranomasina sy ianareo mponina any amin’ny nosy.
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay midina any amin'ny ranomasina sy ny ao aminy rehetra, dia ianareo nosy sy ny mponina ao aminy, samia mihira fihiram-baovao ho an'i Jehovah, dia ny fiderana Azy hatramin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samia mihira fihiram-baovao ho an’NY TOMPO, dia ny fiderana Azy avy any amin’ny faran’ny tany, ianareo izay midina any amin’ny ranomasina sy ny ao aminy rehetra, dia ianareo nosy sy ny mponina ao aminy!
malagasy