Isaiah 42:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka homena voninahitra NY TOMPO ary hotorina any amin’ny nosy ny fiderana Azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanome voninahitra an’i Iaveh, sy hitory fiderana Azy eny amin’ny nosy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanome voninahitra ny TOMPO anie ireny; ary aoka hitory ny fiderana Azy ny mponina any amin’ny nosy lavitra!
Malagasy Bible 1865
Aoka hanome voninahitra an'i Jehovah izy Ary hitory ny fiderana Azy any amin'ny nosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka homena voninahitra NY TOMPO ary hotorina any amin’ny nosy ny fiderana Azy!
malagasy
Aoka hanome voninahitra an'i Jehovah izy Ary hitory ny fiderana Azy any amin'ny nosy.