Isaiah 42:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivoaka hiady tahaka ny lehilahy mahery NY TOMPO, tahaka ny fanaon’ny lehilahy mpiady no amohazany ny fahasaro-piarony; miantsoantso Izy; eny, mihiaka mafy; mampiseho hery handreseny ny fahavalony Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mivoaka i Iaveh toy ny lehilahy mahery; mamoha ny firehetam-pony, toy ny mpiady, mandefa akoran’ady, akora mikotrokotroka; manampatra ny heriny, handresy ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandroso toy ny miaramila maherifo ny TOMPO ary vonona toy ny mpiantafika zatra ady. Miantsoantso manao hiakan’ady Izy; ka maneho hery hihantsiana an’ireo fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Jehovah mivoaka tahaka ny lehilahy mahery, tahaka ny fanaon'ny mpiady no amohazany ny fahatezerany; Miantsoantso Izy, eny, mihiaka mafy; Mampiseho hery haharesy ny fahavalony Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivoaka hiady tahaka ny lehilahy mahery NY TOMPO, tahaka ny fanaon’ny lehilahy mpiady no amohazany ny fahasaro-piarony; miantsoantso Izy; eny, mihiaka mafy; mampiseho hery handreseny ny fahavalony Izy.
malagasy
Jehovah mivoaka tahaka ny lehilahy mahery, tahaka ny fanaon'ny mpiady no amohazany ny fahatezerany; Miantsoantso Izy, eny, mihiaka mafy; Mampiseho hery haharesy ny fahavalony Izy.[Na: fahasaro-piarony]