Isaiah 42:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko ngazana ny tendrombohitra sy ny havoana, hataoko maina ny ahitra rehetra eo aminy, hataoko tonga nosy ny ony, ary hataoko tankina ny farihy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofoanako ny tendrombohitra aman-kavoana; hataoko maina avokoa izay maitso eo aminy; hampanjariako nosy ny ony, ary homainiko ny farihy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovolosako ny tendrombohitra sy ny havoana, ka hataoko maina ny ahi-maitso rehetra ao aminy; hovako ho tany hay ny ony ary hataoko maina ny farihy.
Malagasy Bible 1865
Hataoto mariry ny tendrombohitra sy ny havoana, hataoko maina ny ahitra rehetra ao aminy, ary ny ony ho tonga nosy, Ary hataoko tankina ny farihy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko ngazana ny tendrombohitra sy ny havoana, hataoko maina ny ahitra rehetra eo aminy, hataoko tonga nosy ny ony, ary hataoko tankina ny farihy.
malagasy
Hataoto mariry ny tendrombohitra sy ny havoana, hataoko maina ny ahitra rehetra ao aminy, ary ny ony ho tonga nosy, Ary hataoko tankina ny farihy.