Isaiah 42:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ry marenina! Mijere ry jamba mba hahita!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa, ianareo marenina; mihirata hijery, ianareo jamba!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo marenina, aoka handre; ary ianareo jamba, mahirata mba hahita.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ianareo, ry marenina; Ary mijere, ry jamba, mba hahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ry marenina! Mijere ry jamba mba hahita!
malagasy
Mihainoa ianareo, ry marenina; Ary mijere, ry jamba, mba hahita.