Isaiah 42:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hiantso mafy izy, na hanandra-peo, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalambe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hiantsoantso izy na hampiaka-peo sady tsy hanao kabary eny an-dalambe.
Malagasy Bible 1865
Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana.
malagasy