Isaiah 42:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahita zavatra maro ianao nefa tsy mitandrina; misy nanongilana ny sofiny nefa tsy nihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita zavatra maro ianao, fa tsy nahatana na inona na inona; nisokatra ny sofiny, fa tsy nandre na inona na inona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Betsaka ny zavatra hitany nefa tsy nisy tadidiny; manongilan-tsofina hihaino izy, nefa tsy misy zavatra reny.
Malagasy Bible 1865
Mahita zavatra maro ianao, nefa tsy mitandrina; Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahita zavatra maro ianao nefa tsy mitandrina; misy nanongilana ny sofiny nefa tsy nihaino.
malagasy
Mahita zavatra maro ianao, nefa tsy mitandrina; Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.