Isaiah 42:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza aminareo no hihaino izany? Iza no handre dia hitandrina izany amin’ny ho avy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza aminareo moa no hety handre izany dia handinika sy hihaino amin’ny sisa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza aminareo no hanongilan-tsofina handre izao teny izao ka ho mailo hihaino azy amin’ny ho avy?
Malagasy Bible 1865
Iza aminareo no hihaino iza-ny? Iza no handre, dia hitandrina izany amin'ny andro ho avy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza aminareo no hihaino izany? Iza no handre dia hitandrina izany amin’ny ho avy?
malagasy
Iza aminareo no hihaino iza-ny? Iza no handre, dia hitandrina izany amin'ny andro ho avy?