Isaiah 42:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; hanao fitsarana marina tokoa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volotara efa poritra, tsy hotapahiny; ny lahin-jiro efa ho faty, tsy hovonoiny. Hanambara ny rariny, araka ny marina izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hotapahiny ny volotara folaka, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona fa hamoaka ny lamina ara-drariny tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; Hamoaka izay tena rariny tokoa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; hanao fitsarana marina tokoa Izy.
malagasy
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona; Hamoaka izay tena rariny tokoa Izy.