Isaiah 42:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho reraka Izy na ho kivy, mandra-panoriny ny rariny amin’ny tany; ary ny nosy dia hiandry ny lalànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy ho ketraka izy na ho kivy akory, mandra-panoriny ny rariny amin’ny tany; ary ny nosy hiandry ny lalàny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho reraka na ho kivy izy mandra-panoriny ny lamina ara-drariny amin’ny tany fa hiandry dia hiandry ny lalànany ireo mponina any amin’ny nosy.
Malagasy Bible 1865
Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho reraka Izy na ho kivy, mandra-panoriny ny rariny amin’ny tany; ary ny nosy dia hiandry ny lalànany.
malagasy
Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny.