Isaiah 42:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho TOMPO no niantso anao tamin’ny fahamarinana sy mihazona anao amin’ny tananao, ary miaro anao Aho ka hanao anao ho fanekena ho an’ny olona, ho fanazavana ny Jentilisa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho Iaveh no niantso anao, tamin’ny fahamarinana, sy nandray tanana anao, miaro anao Aho ary manao anao ho fanekem-pihavanana ho an’ny vahoakako sy fahazavan’ny firenena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho TOMPO no niantso anao araka ny fahamarinana ka nitantana anao. Izaho no niaro anao ka nanendry anao ho antoky ny fanekempihavanako amin’ny olona ary koa ho fahazavan’ireo firenena.
Malagasy Bible 1865
Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin'ny fahamarinana sy nitantana ny tananao, Ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, Ho fanazavana ny jentilisa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho TOMPO no niantso anao tamin’ny fahamarinana sy mihazona anao amin’ny tananao, ary miaro anao Aho ka hanao anao ho fanekena ho an’ny olona, ho fanazavana ny Jentilisa,
malagasy
Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin'ny fahamarinana sy nitantana ny tananao, Ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, Ho fanazavana ny jentilisa,