Isaiah 44:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ankehitriny, ry Jakoba mpanompoko sy ry Israely izay nofidiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, mihainoa, ry Jakôba mpanompoko sy ianao, ry Israely voafidiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny kosa mihainoa, ry firenen’i Jakôba mpanompoko, ry vahoaka Israely izay nofidiko.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny dia mihainoa, ry Jakoba, mpanompoko, sy ry Isiraely, izay nofidiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ankehitriny, ry Jakoba mpanompoko sy ry Israely izay nofidiko.
malagasy
Fa ankehitriny dia mihainoa, ry Jakoba, mpanompoko, sy ry Isiraely, izay nofidiko;