Isaiah 44:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no namorona andriamanitra, na nanao sarin-javatra voarendrika izay tsy mahasoa akory?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no namorona andriamanitra sy nanao sampy anidina, mba tsy hahazoany soa na inona na inona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hanamboatra andriamani-tsiizy, handrendrika sarivongana tsy mahasoa akory?
Malagasy Bible 1865
Iza no namorona andriamanitra, na nanao sarin-javatra an-idina izay tsy mahasoa akory?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no namorona andriamanitra, na nanao sarin-javatra voarendrika izay tsy mahasoa akory?
malagasy
Iza no namorona andriamanitra, na nanao sarin-javatra an-idina izay tsy mahasoa akory?