Isaiah 44:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ho menatra ny namany rehetra; fa ny mpahay taozavatra nanao ireny dia olona ihany; aoka hivory izy rehetra ka handroso; aoka ho raiki-tahotra sy ho menatra avokoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho menatra avokoa ny mpivavaka aminy; fa olombelona ihany ny mpanao azy! Aoka hivory avokoa izy, ka hiseho!... Hangovitra sy ho indray menatra avokoa izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo ho menatra izay rehetra mpomba azy fa olombelona ihany no namboatra ireny! Avelao hivory sy hiseho izy rehetra, fa hatahotra sy ho safo-kenatra avokoa.
Malagasy Bible 1865
Indro, ho menatra ny namany rehetra; Fa ny mpiasa dia olona ihany; Aoka hivory izy rehetra ka handroso; Aoka ho raiki-tahotra sy ho menatra avokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ho menatra ny namany rehetra; fa ny mpahay taozavatra nanao ireny dia olona ihany; aoka hivory izy rehetra ka handroso; aoka ho raiki-tahotra sy ho menatra avokoa izy.
malagasy
Indro, ho menatra ny namany rehetra; Fa ny mpiasa dia olona ihany; Aoka hivory izy rehetra ka handroso; Aoka ho raiki-tahotra sy ho menatra avokoa izy.