Isaiah 44:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mikapa hazo sedera izy ary maka hazo kipreso sy hazo oaka izay efa nitombo tany an’ala; mamboly hazo kesika izy ka ampanirin’ny ranonorana izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
misy olona mandeha hikapa sedera; maka sena sy aoka izy; mifidy amin’izay hazo any an’ala; na mamboly sedera hampanirian’ny ranonorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avahana ny hazo sedera hokapaina, fidîna ny hazo terebinta na ôaka, dia avela ho lehibe any an’ala. Na ny hazo kesika volena koa, dia ny ranonorana no mampaniry azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy maintsy mijinja ny sedera izy ary maka ny hazo ileksa sy ôka Ary mifidy hazo any an'ala; Mamboly ny hazo orno izy, ka ampanirin'ny ranonorana izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mikapa hazo sedera izy ary maka hazo kipreso sy hazo oaka izay efa nitombo tany an’ala; mamboly hazo kesika izy ka ampanirin’ny ranonorana izany;
malagasy
Tsy maintsy mijinja ny sedera izy ary maka ny hazo ileksa sy ôka Ary mifidy hazo any an'ala; Mamboly ny hazo orno izy, ka ampanirin'ny ranonorana izany;