Isaiah 44:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahalala na mahafantatra ireny; fa voatampina ny masony ka tsy mahita, toy izany koa ny fony ka tsy mahalala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mahalala na mahafantatra na inona na inona izy ireo, fa voatentina ny masony ka tsy mahita, ary ny fony koa, ka tsy mahazo an-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahalala na inona na inona sady tsy misaina ireny olona ireny, voatampina ny masony ka tsy mahita sady donto rahateo koa ny fony.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahalala na mahafantatra ireny; Fa voatampina ny masony ka tsy mahita, Ary ny fony, ka tsy mahalala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahalala na mahafantatra ireny; fa voatampina ny masony ka tsy mahita, toy izany koa ny fony ka tsy mahalala.
malagasy
Tsy mahalala na mahafantatra ireny; Fa voatampina ny masony ka tsy mahita, Ary ny fony, ka tsy mahalala.