Isaiah 44:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO izay namorona anao, sy namolavola anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, ary ianao, ry Jesoròna izay nofidiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh, izay nanao anao, sy namorona anao hatrany am-bohoka, sady namonjy anao: «Aza matahotra, ry Jakôba mpanompoko, ry Israeliko, izay nofidiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho TOMPO izay mpanao anao, ka namorona anao hatrany am-bohòka sy manampy anao no indro milaza aminao hoe: Aza matahotra, ry firenen’i Jakôba mpanompoko ilay Jesoròna izay nofidiko.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona, izay nofidiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO izay namorona anao, sy namolavola anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, ary ianao, ry Jesoròna izay nofidiko;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona, izay nofidiko; [Jesorona dia anaran'ny Isiraely]