Isaiah 44:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homan-davenona izy; voafitaka ny fony ka nampivily azy, tsy mahavonjy azy izy na mahalaza hoe: Moa tsy lainga va no eto an-tanako havanana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voky lavenona izy; mivoana entin’ny fony voafitaka izy. Tsy hamonjy ny fanahiny izy, na hilaza hoe: «Moa tsy lainga va izay eto an-tanako?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifikitra amin-javatra lasan-ko lavenona ireny; ny fony voafitaka no nampivily azy. Tsy mahafaka azy ny andriamaniny, kanefa ny tenany koa tsy mahateny hoe: «Hay moa ka andriamani-tsiizy ity eto an-tanako ankavanana ity!»
Malagasy Bible 1865
Homan-davenona izy; Voafitaka ny fony ka nampivily azy, ka dia tsy mahavonjy ny fanahiny izy na mahalaza hoe: Moa tsy lainga va no eto an-tanako ankavanana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homan-davenona izy; voafitaka ny fony ka nampivily azy, tsy mahavonjy azy izy na mahalaza hoe: Moa tsy lainga va no eto an-tanako havanana?
malagasy
Homan-davenona izy; Voafitaka ny fony ka nampivily azy, ka dia tsy mahavonjy ny fanahiny izy na mahalaza hoe: Moa tsy lainga va no eto an-tanako ankavanana?