Isaiah 44:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao ry Israely, fa mpanompoko ianao; noforoniko ianao ka mpanompoko; tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakôba, ry Israely ô, fa mpanompoko ianao! Izaho namorona anao mba ho mpanompoko ianao; tsy hanadino anao Aho, ry Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry firenen’i Jakôba, ry vahoaka Israely, aoka hotsarovanao izao: «Mpanompoko ianao! Izaho no namolavola anao hanompo Ahy. Tsy hohadinoiko ianao, ry vahoaka Israely!
Malagasy Bible 1865
Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao, ry Isiraely, fa mpanompoko ianao; Noforoniko ianao ka mpanompoko; Tsy hohadinoiko ianao, ry Isiraely ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao ry Israely, fa mpanompoko ianao; noforoniko ianao ka mpanompoko; tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô.
malagasy
Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao, ry Isiraely, fa mpanompoko ianao; Noforoniko ianao ka mpanompoko; Tsy hohadinoiko ianao, ry Isiraely ô,