Isaiah 44:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona Aho, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; koa miverena Amiko fa efa nanavotra anao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nolevoniko toy ny zavona ny fahadisoanao; ary toy ny rahona ny fahotanao; ka miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofafako toy ny rahona ny fahadisoanao ary nolevoniko toy ny zavona ny fahotanao. Koa miverena amiko ianao fa efa navotako.»
Malagasy Bible 1865
Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona Aho, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; koa miverena Amiko fa efa nanavotra anao Aho.
malagasy
Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.