Isaiah 44:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milaza amin’ny rano lalina Aho hoe: Aoka ho maina ianao; hataoko tankina ny oninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no milaza amin’ny hantsana hoe: «Tankìna! Hataoko ritra ny oninao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Aho amin’ny ranomasina lalimbe: ‹Aoka ho maina ianao, fa horitiko ny ranobenao.›
Malagasy Bible 1865
Ary milaza amin'ny rano lalina hoe: Tankina, Fa hataoko tankina ny oninao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milaza amin’ny rano lalina Aho hoe: Aoka ho maina ianao; hataoko tankina ny oninao.
malagasy
Ary milaza amin'ny rano lalina hoe: Tankina, Fa hataoko tankina ny oninao,Ary milaza an'i Kyrosy hoe: Izy no mpiandry ondriko, ka izay sitrako rehetra dia hotanterahiny; Ary izy hanao amin'i Jerosalema hoe: Hatsangana ianao, ary amin'ny tempoly hoe: Haorina indray ny fanorenanao.