Isaiah 44:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa handatsaka rano amin’izay mangetaheta Aho ary handefa riaka ho amin’izay tany karankaina; eny, handrotsaka ny Fanahiko amin’ny taranakao Aho ary ny fitahiako ho amin’ny naterakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa handatsaka rano amin’ny tany mangentana Aho; sy sakeli-drano eo amin’ny tany karankaina. Handatsaka ny fanahiko amin’ny taranakao Aho, sy ny fitahiako amin’ny solofonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hanosaka rano amin’izay mangetaheta Aho sy hampandriaka renirano amin’ny tany mangentana. Hatosako amin’ny zanakao ny Fanahiko ary amin’ny taranakao ny fitahiako.
Malagasy Bible 1865
Fa handatsaka rano amin'izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin'izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin'ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin'ny terakao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa handatsaka rano amin’izay mangetaheta Aho ary handefa riaka ho amin’izay tany karankaina; eny, handrotsaka ny Fanahiko amin’ny taranakao Aho ary ny fitahiako ho amin’ny naterakao.
malagasy
Fa handatsaka rano amin'izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin'izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin'ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin'ny terakao;