Isaiah 44:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia haniry eny afovoan’ny ahitra ireny, tahaka ny hazomalahelo eny anilan’ny rano mandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia haniry eo amin’ny ahi-maitso izy, tahaka ny hazomalahelo amoron’ny rano mandeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handrobona toy ny solofom-bolotara na toy ny hazomalahelo eny amoron-drano izy.
Malagasy Bible 1865
Dia haniry eny amin'ny ahitra tahaka ny hazomalahelo eny anilan'ny rano mandeha ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia haniry eny afovoan’ny ahitra ireny, tahaka ny hazomalahelo eny anilan’ny rano mandeha.
malagasy
Dia haniry eny amin'ny ahitra tahaka ny hazomalahelo eny anilan'ny rano mandeha ireny.