Isaiah 44:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Mpanjakan’ny Israely, Mpanavotra azy, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Izaho no voalohany ary Izaho no farany, koa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh, mpanjakan’i Israely sy mpanavotra azy, dia i Iavehn’ny tafika: «Izaho no voalohany, ary Izaho no farany, ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO dia ilay TOMPOn’izao rehetra izao sady Mpanjakan’i Israely sy Mpanavotra azy: «Izaho no voalohany ary Izaho no farany, ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Mpanjakan'ny Isiraely, dia Jehovah, Tompon'ny maro, Mpanavotra azy: Izaho no voalohany, ary Izaho no farany: Ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Mpanjakan’ny Israely, Mpanavotra azy, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Izaho no voalohany ary Izaho no farany, koa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
malagasy
[Ny amin'i Jehovah, Mpanjakan'ny Isiraely, sy ny amin'ny sampin'ny jentilisa] Izao no lazain'i Jehovah, Mpanjakan'ny Isiraely, dia Jehovah, Tompon'ny maro, Mpanavotra azy: Izaho no voalohany, ary Izaho no farany: Ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.