Isaiah 45:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay miteny amin’ny ray hoe: Inona no aterakao? Na amin’ny reny hoe: Inona no aloaky ny kibonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’izay manao amin-dray anankiray hoe: «Nahoana no niteraka ianao?» na amin’ny vehivavy iray hoe: «Nahoana no velom-bao ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’izay sahy milaza amin’ny rainy hoe: «Inona ity naterakao?» na sahy miteny amin’ny reniny hoe: «Inona ity naloaky ny kibonao?»
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay miteny amin-drainy hoe: Inona no aterakao? Na amin-dreniny hoe: Inona no aloaky ny kibonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay miteny amin’ny ray hoe: Inona no aterakao? Na amin’ny reny hoe: Inona no aloaky ny kibonao?
malagasy
Lozan'izay miteny amin-drainy hoe: Inona no aterakao? Na amin-dreniny hoe: Inona no aloaky ny kibonao? [Heb. ny vehivavy]