Isaiah 45:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, ny Iray Masin’ny Israely, dia ny namorona azy: Ny zavatra ho avy va no anontaniana Amiko? Ny zanako sy ny asan’ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh, ilay Masin’i Israely sy izay namorona azy: «Sahinareo va ny hanontany ahy ny amin’ny ho avy, dia ny hanome didy Ahy ny amin’ny zanako sy ny asan’ny tanako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no lazain’ny TOMPO, dia ilay Masin’i Israely sady mpamorona azy: «Izaho ve no anontanianareo ny amin’ireo zanako sy homenareo baiko ny amin’izay tokony hataoko?
Malagasy Bible 1865
Izao no lazan'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, ny Iray Masin’ny Israely, dia ny namorona azy: Ny zavatra ho avy va no anontaniana Amiko? Ny zanako sy ny asan’ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.
malagasy
Izao no lazan'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.