Isaiah 45:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hahazo famonjena mandrakizay avy amin’NY TOMPO kosa ny Israely. Tsy hitsanga-menatra na hangaihay mandrakizay mandrakizay ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Israely kosa novonjen’i Iaveh amin’ny famonjena mandrakizay; tsy ho menatra na hangaihay intsony ianareo, amin’ny taona ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, ry vahoaka Israely, dia nandray famonjena mandrakizay avy amin’ny TOMPO. Tsy ho menatra na ho afa-baràka na oviana na oviana ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Isiraely kosa ho voavonjin'i Jehovah Amin'ny famonjena mandrakizay; tsy ho menatra na hangaihay mandrakizay mandrakizay ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hahazo famonjena mandrakizay avy amin’NY TOMPO kosa ny Israely. Tsy hitsanga-menatra na hangaihay mandrakizay mandrakizay ianareo.
malagasy
Fa ny Isiraely kosa ho voavonjin'i Jehovah Amin'ny famonjena mandrakizay; tsy ho menatra na hangaihay mandrakizay mandrakizay ianareo.