Isaiah 45:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenako no nianianako, ny vavako no ivoahan’ny fahamarinana, teny tsy hiverina foana izany, dia ny hoe: Izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra sy hianianan’ny lela rehetra hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianiana tamin’ny Tenako Aho; ny marina no aloaky ny vavako, dia ny teny iray, izay tsy hofoanana; Ny lohalika rehetra handohalika amiko, ary ny lela rehetra hianiana amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nianiana tamin’ny tenako Aho, sady marina izay teny aloaky ny vavako ka tsy misy ivadihako: Izaho no handohalihan’ny olona rehetra ary hianianan’ny fiteny rehetra hoe:
Malagasy Bible 1865
Ny tenako no nianianako, nisy teny efa naloaky ny vavako tamin'ny fahamarinana ka tsy hitsoaka: Izaho no handohalehan'ny lohalika rehetra, sy hianianan'ny lela rehetra hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenako no nianianako, ny vavako no ivoahan’ny fahamarinana, teny tsy hiverina foana izany, dia ny hoe: Izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra sy hianianan’ny lela rehetra hoe:
malagasy
Ny tenako no nianianako, nisy teny efa naloaky ny vavako tamin'ny fahamarinana ka tsy hitsoaka: Izaho no handohalehan'ny lohalika rehetra, sy hianianan'ny lela rehetra hoe: [Na: Nisy teny naloaky ny vavan'ny fahamarinana]