Isaiah 45:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’NY TOMPO ihany no voalaza fa misy fahamarinana sy hery; ka Izy ihany no hohatonin’ny olona amin-kenatra, dia ireo rehetra tezitra Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hilazan’ny olona ahy: Amin’i Iaveh irery no mitoetra ny fahamarinana sy ny hery! Hanatona azy ny olona; fa ho menatra kosa izay rehetra tezitra taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’ny TOMPO irery no hahitana hery sy fahamarinana!» Izay rehetra nifanohitra tamiko dia hankany amiko sady ho menatra.
Malagasy Bible 1865
Ao amin'i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery, ka izy ihany no hohatonin'ny olona, ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’NY TOMPO ihany no voalaza fa misy fahamarinana sy hery; ka Izy ihany no hohatonin’ny olona amin-kenatra, dia ireo rehetra tezitra Aminy.
malagasy
Ao amin'i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery, ka izy ihany no hohatonin'ny olona, ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy.Ao amin'i Jehovah no hanamarinana ny taranak'Isiraely rehetra sy hananany rehareha.