Isaiah 45:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny amin’i Jakoba mpanompoko sy Israely voafidiko no niantsoako anao tamin’ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jakôba mpanompoko, sy i Israely voafidiko, no niantsoako anao tamin’ny anaranao; sy nanendreko anao, fony mbola tsy nahalala Ahy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fitiavako ny firenen’i Jakôba mpanompoko sy ny vahoaka Israely voafidiko no niantsoako anao tamin’ny anaranao; ary nomeko izany laza izany ianao, na dia tsy mahalala Ahy akory aza.
Malagasy Bible 1865
Noho ny amin'i Jakoba mpanompoko sy Isiraely voafidiko no niantsoako anao tamin'ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny amin’i Jakoba mpanompoko sy Israely voafidiko no niantsoako anao tamin’ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao.
malagasy
Noho ny amin'i Jakoba mpanompoko sy Isiraely voafidiko no niantsoako anao tamin'ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao.