Isaiah 46:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miraika sy mangozohozo avokoa izy ireo ka tsy mahavonjy ny entana akory; fa na dia ny tenany aza dia lasan-ko babo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miletsy izy ireo, miara-mirodana izy; tsy nahavonjy ny entana izy; lasan-ko babo mbamin’ny tenany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niletsy sy nihareraka ireo andriamanitra ka tsy afa-mamonjy ny sarivongany intsony: na dia ny tenany aza lasan-ko babo.
Malagasy Bible 1865
Miraika sy mangozohozo avokoa izy, ka tsy mahavonjy ny entana akory; Fa na dia ny tenany aza dia lasan-ko babo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miraika sy mangozohozo avokoa izy ireo ka tsy mahavonjy ny entana akory; fa na dia ny tenany aza dia lasan-ko babo koa.
malagasy
Miraika sy mangozohozo avokoa izy, ka tsy mahavonjy ny entana akory; Fa na dia ny tenany aza dia lasan-ko babo koa.