Isaiah 46:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitovianareo amin’iza moa Aho, ary amin’iza no hanoharanareo Ahy? Iza no hataonareo ho tahaka Ahy mba hitahany Amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampitahainareo amin’iza Aho, ary ataonareo sahala amin’iza? Hampitahafinareo amin’iza Aho ka hitovy izahay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa no ampitovinareo amiko ary hanoharanareo Ahy? Iza no hampifandanjanareo amiko ka hahitana fifanahafana aminay?
Malagasy Bible 1865
Hampitovinareo amin'iza moa Aho, sy amin'iza no hanoharanareo Ahy ary iza no hataonareo ho tahaka Ahy mba hitahany amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitovianareo amin’iza moa Aho, ary amin’iza no hanoharanareo Ahy? Iza no hataonareo ho tahaka Ahy mba hitahany Amiko?
malagasy
Hampitovinareo amin'iza moa Aho, sy amin'iza no hanoharanareo Ahy ary iza no hataonareo ho tahaka Ahy mba hitahany amiko?