Isaiah 46:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy izany ka misehoa ho lehilahy ianareo! Eritrereto tsara izany, ry mpikomy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihevera izany, ary misehoa ho lehilahy; ampoizy izany, ry mpiodina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpikomy, izao no tsarovy ka ento manovo hery indray ary diniho tsara ao am-ponareo.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy izany ka mahereza ianareo eritrereto tsara izany, ry mpiodina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy izany ka misehoa ho lehilahy ianareo! Eritrereto tsara izany, ry mpikomy!
malagasy
Tsarovy izany ka mahereza ianareo eritrereto tsara izany, ry mpiodina. [Na: misehoa ho lehilahy]