Isaiah 46:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela; fa Izaho no Andriamanitra ka tsy misy hafa; Izaho no Andriamanitra ka tsy misy tahaka Ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsarovinareo ny zavatra lasa, tamin’ny andro taloha. eny, Izaho dia Andriamanitra, ary tsy misy hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny zavatra taloha teo am-piandohanareo: Eny, Izaho no Andriamanitra ka tsy misy hafa. Izaho no Andriamanitra; ka zava-poana avokoa na inona na inona ampitahaina amiko.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela; Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa; Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy tahaka Ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela; fa Izaho no Andriamanitra ka tsy misy hafa; Izaho no Andriamanitra ka tsy misy tahaka Ahy,
malagasy
Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela; Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa; Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy tahaka Ahy,