Isaiah 47:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midìna ka mipetraha amin’ny vovoka ry Babilona, zanakavavy virijiny! Mipetraha eo amin’ny tany, nefa tsy amin’ny sezafiandrianana, ry zanakavavin’i Kaldea! Fa tsy hatao hoe vehivavy malemilemy sy mihantahanta intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midìna, mipetraha amin’ny vovoka, ry virjiny, zanaka vavin’i Babilôna; mipetraha amin’ny tany, fa tsy amin’ny seza fiandrianana, ry zanaka vavin’ny Kaldeanina; fa ianao tsy hantsoina intsony hoe: Ikala kiankianina, Ikala miangetsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midîna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka, ry vahoaka mponin’i Babilôna, hoy ny TOMPO; mipetraha amin’ny tany, ry renivohitry ny Kaldeanina fa tsy misy sezafiandrianana ho anao intsony, satria ianao tsy hantsoina intsony hoe: «Babilôna tsara tarehy» na «Babilôna mirenty».
Malagasy Bible 1865
Mialà, ka mipetraha amin'ny vovoka, ry Babylona, zanakavavy virijina! Mipetraha eo amin'ny tany, fa tsy amin'ny seza fiandrianana, ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe vehivavy malemilemy sy mihantahanta intsony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midìna ka mipetraha amin’ny vovoka ry Babilona, zanakavavy virijiny! Mipetraha eo amin’ny tany, nefa tsy amin’ny sezafiandrianana, ry zanakavavin’i Kaldea! Fa tsy hatao hoe vehivavy malemilemy sy mihantahanta intsony ianao.
malagasy
[Ny handravana an'i Babylona] Mialà, ka mipetraha amin'ny vovoka, ry Babylona, zanakavavy virijina! Mipetraha eo amin'ny tany, fa tsy amin'ny seza fiandrianana, ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe vehivavy malemilemy sy mihantahanta intsony ianao.