Isaiah 47:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arosoy ary ny odinao sy ny hamaroan’ny sikidinao, izay efa nisasaranao hatry ny fony ianao mbola kely! Angamba hahazo soa ianao; angamba ho tonga mahatahotra ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka àry ianao haharitra amin’ny fankatoavanao, sy amin’ireo odinao marobe, izay nanarananao fo hatramin’ny fahatanoranao. Soa mba mety hahita soa amin’izany ianao; sao mba mety hampahatahotra, ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tohizo ihany àry ny fankatòvanao sy ny ody maro fampiàsanao izay efa niezahanao hatry ny fahatanoranao; angamba hahazoanao tombontsoa izany na koa hampitahoranao izay mananontanona anao.
Malagasy Bible 1865
Arosoy ary ny odinao sy ny hamaroan'ny fankatovanao, izay efa nisasaranao hatry ny fony ianao mbola kely; Angamba hahavita izay mahasoa ianao; angamba ho tonga mahatahotra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arosoy ary ny odinao sy ny hamaroan’ny sikidinao, izay efa nisasaranao hatry ny fony ianao mbola kely! Angamba hahazo soa ianao; angamba ho tonga mahatahotra ianao!
malagasy
Arosoy ary ny odinao sy ny hamaroan'ny fankatovanao, izay efa nisasaranao hatry ny fony ianao mbola kely; Angamba hahavita izay mahasoa ianao; angamba ho tonga mahatahotra ianao.