Isaiah 47:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiseho ny fitanjahanao; eny, ho hita ny fahamenaranao. Hitondra famaliana Aho ka tsy hisy olona hahasakana Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hiharihary ny fitanjahanao, aoka ho hita ny fahamenaranao! Fa hamaly faty Aho, ka tsy misy olona hananako antra. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hiseho ny fitanjahanao ary ho hita izay mahamenatra anao. Hanao valifaty tokoa Aho ka tsy misy mahasakana Ahy,
Malagasy Bible 1865
Hiseho ny fitanjahanao, eny, ho hita ny fahamenaranao; hitondra famaliana Aho ka tsy hiantra olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiseho ny fitanjahanao; eny, ho hita ny fahamenaranao. Hitondra famaliana Aho ka tsy hisy olona hahasakana Ahy.
malagasy
Hiseho ny fitanjahanao, eny, ho hita ny fahamenaranao; hitondra famaliana Aho ka tsy hiantra olona.[Na: tsy hiera amin'olona; na: tsy hihaona amin'olona]