Isaiah 47:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny Mpanavotra anay dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Iray Masin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Anaran’ny Mpanavotra antsika dia Iavehn’ny tafika, ilay Masin’i Israely! -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoy Ilay Mpanavotra anay. Ny TOMPOn’izao rehetra izao no anarany, dia Ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ny anaran'ny Mpanavotra anay dia Jehovah, Tompon'ny maro, Iray Masin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny Mpanavotra anay dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Iray Masin’ny Israely.
malagasy
Ny anaran'ny Mpanavotra anay dia Jehovah, Tompon'ny maro, Iray Masin'ny Isiraely.