Isaiah 47:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipetraha mangingina ka midira ao amin’ny maizina, ry zanakavavin’i Kaldea! Fa tsy hatao hoe Tompovavin’ny fanjakana intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mipetraha tsy miteny, midira ao amin’ny maizina, ry zanaka vavin’ny Kaldeanina; fa ianao tsy hantsoina intsony hoe: ilay tompovavin’ny fanjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mipetraha mangina ianao ary misitriha any amin’ny maizina, ry renivohitry ny Kaldeanina, satria ianao tsy hantsoina intsony hoe: «tompovavin’ny fanjakana maro».
Malagasy Bible 1865
Mipetraha mangingina, ka midìra ao amin'ny maizina, ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe Tompovavin'ny fanjakana intsony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipetraha mangingina ka midira ao amin’ny maizina, ry zanakavavin’i Kaldea! Fa tsy hatao hoe Tompovavin’ny fanjakana intsony ianao.
malagasy
Mipetraha mangingina, ka midìra ao amin'ny maizina, ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe Tompovavin'ny fanjakana intsony ianao.