Isaiah 47:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ianao: Ho tompovavy mandrakizay aho! Tsy nandatsaka am-po izany zavatra izany ianao, na nitsapa izay hiafarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ianao: «Tompovavy ho amin’ny mandrakizay aho!» ka dia tsy mba nandinika izany akory ianao, na mba nitsapa izay hiafaran’izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihambo haharitra mandrakizay ianao ka ho tompovavin’izao tontolo izao hatrany, fa tsy noeritreretinao akory izay niseho ary tsy noheverinao akory izay ho avy aoriana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ianao: Ho tompovavy mandrakizay Aho; ka dia tsy nandatsaka am-po izany zavatra izany ianao, na nitsapa izay hiafarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ianao: Ho tompovavy mandrakizay aho! Tsy nandatsaka am-po izany zavatra izany ianao, na nitsapa izay hiafarany.
malagasy
Ary hoy ianao: Ho tompovavy mandrakizay Aho; ka dia tsy nandatsaka am-po izany zavatra izany ianao, na nitsapa izay hiafarany.