Isaiah 47:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mihainoa ankehitriny, ianao izay mihantahanta sady mipetraka tsy manana ahiahy ka miteny anakampo hoe: Izaho no izy, ary tsy misy hafa! Tsy mba hipetraka ho mpitondratena aho, na hahita fahafoanan’anaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny, mihainoa, ry ilay nihantahanta, izay nipetraka tsy nanana ahiahy akory, sy nilaza tao am-ponao hoe: «Izaho ity, dia izaho irery ihany! tsy ho mpitondratena na oviana na oviana aho, na hofoanana anaka!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry tanàna tia fahafinaretana sady mipetraka tsy manana ahiahy, ianao miteny anakampo hoe: «Izaho dia tsy manan-tsahala! Tsy ho mpitondratena mihitsy aho ary tsy ho faty anaka na oviana na oviana.» Fa ankehitriny henoinao kosa izao:
Malagasy Bible 1865
Koa mihainoa, ianao izay mihantahanta sady mipetraka tsy manana ahiahy ka manao anakampo hoe: Izaho no izy, ary tsy misy hafa; tsy hipetraka ho mpitondratena aho, na hahita fahafoanan'anaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Koa mihainoa, ianao izay mihantahanta sady mipetraka tsy manana ahiahy ka manao anakampo hoe: Izaho no izy, ary tsy misy hafa; tsy hipetraka ho mpitondratena aho, na hahita fahafoanan'anaka.