Isaiah 48:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, nodioviko ianao nefa tsy toy ny volafotsy; nizaha toetra anao tao amin’ny memin’ny fahoriana Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa nandrendrika anao Aho, nefa tsy nahazo volafotsy; ary nizaha toetra anao tamin’ny memin’ny fahoriana Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro nosedraiko ianareo, nefa tsy tamin’ny afo toy ny fanao amin’ny volafotsy; fa tamin’ny memin’ny fahoriana no nandiovako anareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, nodioviko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; Efa nizaha toetra anao tao amin'ny memy fahoriana Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, nodioviko ianao nefa tsy toy ny volafotsy; nizaha toetra anao tao amin’ny memin’ny fahoriana Aho.
malagasy
Indro, nodioviko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; Efa nizaha toetra anao tao amin'ny memy fahoriana Aho.