Isaiah 48:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy ry Israely izay nantsoiko! Izaho; eny, Izaho no voalohany ary Izaho koa no farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mihainoa Ahy, ry Jakôba, sy ianao, ry Israely, izay nantsoiko; Izaho dia izaho ny voalohany, izaho koa no farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO hoe: «Ry firenen’i Jakôba, ry vahoaka Israely izay nantsoiko, henoy Aho: Izaho no Ilay tsy miova, Izaho no voalohany, ary Izaho koa no farany.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy y Isiraely izay nantsoiko: Tsy miova Aho; Izaho no voalohany, ary Izaho koa no farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy ry Israely izay nantsoiko! Izaho; eny, Izaho no voalohany ary Izaho koa no farany.
malagasy
Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy y Isiraely izay nantsoiko: Tsy miova Aho; Izaho no voalohany, ary Izaho koa no farany.