Isaiah 48:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanako no nanorina ny fanambanin’ny tany, ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; rehefa antsoiko ireo dia indray miseho avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanako ihany no nanorina ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; izaho no miantso azy ireo, dia tonga miaraka amin’izay izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny tanako no nametraka ny fanorenan’ny tany; ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra. Raha antsoiko ireo, dia miara-miseho avokoa.
Malagasy Bible 1865
Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanako no nanorina ny fanambanin’ny tany, ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; rehefa antsoiko ireo dia indray miseho avokoa.
malagasy
Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa.